factograf
MG
Sign in

Morelos

Morelos

Key facts

velarantany4,879km²
fiandohana1869
FirenenaMeksika
renivohitraCuernavaca
filohan'ny governemantaMargarita González Saravia
Toerana fitantananaMeksika

Morelos Firenena Meksika Velarantany 4 893 km2 Isam-ponina 1 819 892 mpo. Hakitroka — Renivohitra Cuernavaca Ben'ny faritany Adrián Rivera Pérez
Martha Leticia Rivera
Graco Ramírez


Morelos (amin'ny fiteny espaniola: 'Estado Libre y Soberano de Morelos' dia faritany mizaka tena iray ao Meksika. Ny renivohiny dia Cuernavaca. Ny isam-poniny dia 1819892 mponina.

Jeografia

Ny toerana avo indrindra ao amin'ilay faritany dia manana haavo 5500 metatra.

Ny faritr'ora dia GMT−6.

Read next

In 98 languages

Text from Wikipedia, CC BY-SA 4.0 · Source article