The encyclopedia, made readable

Read right now
Brezila
Ny Brezila na Brezily, na Repoblika Federalin' i Brezila, dia firenena ngeza indrindra sy mivelatra indrindra any Amerika Latina. Atao hoe Brasil izy amin' ny teny pôrtogey. I Brasilia no renivohiny. Manana velarana mirefy 8 547 400 km² sy mponina maherin' ny 190 tapitrisa izy, ka mahatonga azy ho firenena fahadimy ami…