factograf
MG
Sign in

Fizika

Fizika
Tselatra
Tselatra
Ny astrônaoty eny amin'ny habakabaka dia miara-milatsaka amin'ny Tany
Ny astrônaoty eny amin'ny habakabaka dia miara-milatsaka amin'ny Tany
2 images

Ny fizika dia taranja andalinana ny zavaboary, ary ny tanjony dia ny mamantatra ny hetsiny sy ny fiasany. Avy amin' ny teny grika hoe φυσις / phusis izay midika hoe "zavaboary" na "natiora") ny hoe fizika, izany hoe "siansan' ny zavaboary". Amin' ny hevitr' io teny io ankapobeny na amin' ny heviny voalohany, ny fizika dia fahalalana ny zavaboary; io no hevitra nomen' i René Descartes sy ny mpianany Jacques Rohault sy i Régis ny fizika.

Anisan' ny taranja akademika tranainy indrindra fantatra ny fizika. Betsaka ny taranja mampiasa ny siansa fizika, toy ny eketrônika, ny haikintana na koa ny mekanika; nandritra izay roa arivo taona izay, ny fizika dia teny mitovitovy dika amin' ny filôzôfia, ny simia, ary sampan' ny matematika sy ny biôlôjia; fa nandritra ny Revôlisiôna Siantifika tamin' ny taonjato faha-16, ny fizika dia nivoatra ho lasa siansa manokana. Fa na izany aza, amin' ny taranja sasany toy ny fizika matematika na amin' ny simia koantika, dia sarotra avahana ny fetran' ny saham-piasan' ny fizika.

Jereo koa

Rohy ivelany

  • HyperPhysics website – HyperPhysics, a physics and astronomy mind-map from Georgia State University
  • PhysicsCentral – Web portal run by the American Physical Society
  • Physics.org Archived Septambra 2, 2004 at the Wayback Machine – Web portal run by the Institute of Physics Archived Mey 21, 2019 at the Wayback Machine
  • The Skeptic's Guide to Physics Archived Febroary 7, 2016 at the Wayback Machine
  • Usenet Physics FAQ – A FAQ compiled by sci.physics and other physics newsgroups
  • Website of the Nobel Prize in physics Archived Janoary 16, 2009 at the Wayback Machine
  • World of Physics – An online encyclopedic dictionary of physics

In 257 languages

mgAcèhадыгабзэAfrikaansAlemannischአማርኛaragonésअंगिकाالعربيةܐܪܡܝܐالدارجةمصرىঅসমীয়াasturianuKotavaअवधीazərbaycancaتۆرکجهбашҡортсаBasa BaliBoarischžemaitėškaBikol Centralбеларуская (тарашкевіца)беларускаяBetawiбългарскиभोजपुरीBislamaBanjarပအိုဝ်ႏဘာႏသာႏবাংলাབོད་ཡིགবিষ্ণুপ্রিয়া মণিপুরীbrezhonegbosanskiBatak MandailingBasa Ugiбуряадcatalà閩東語 / Mìng-dĕ̤ng-ngṳ̄нохчийнCebuanoکوردیcorsuqırımtatarcačeštinakaszëbscziчӑвашлаCymraegdanskDeutschThuɔŋjäŋZazakidolnoserbskiKadazandusunދިވެހިބަސްཇོང་ཁΕλληνικάemiliàn e rumagnòlEnglishEsperantoespañoleestieuskaraestremeñuفارسیsuomivõroNa Vosa VakavitiføroysktfrançaisarpetanNordfriiskfurlanFryskGaeilge贛語kriyòl gwiyannenGàidhliggalegoAvañe'ẽBahasa HulontaloગુજરાતીwayuunaikiGaelg客家語 / Hak-kâ-ngîHawaiʻiעבריתहिन्दीFiji HindihrvatskihornjoserbsceKreyòl ayisyenmagyarհայերենinterlinguaJaku IbanBahasa IndonesiaInterlingueIgboIlokanoIdoíslenskamedžuslovjanskyitalianoᐃᓄᒃᑎᑐᑦ / inuktitut日本語Patoisla .lojban.JawaქართულიTaqbaylitTyapKongoGĩkũyũқазақшаភាសាខ្មែរಕನ್ನಡYerwa Kanuri한국어کٲشُرkurdîkernowekкыргызчаLatinaLadinoLëtzebuergeschлезгиLingua Franca NovaLugandaLimburgsLigureLadinlombardlingálaລາວlietuviųlatviešuMadhurâमगहीमैथिलीBasa Banyumasanмокшеньолык марийMinangkabauмакедонскиമലയാളംмонголဘာသာမန်मराठीBahasa MelayuMaltiMirandésမြန်မာဘာသာэрзяньمازِرونیNapulitanoNedersaksiesPlattdüütschनेपालीनेपाल भाषाNederlandsnorsk nynorsknorskNovialNouormandSesotho sa LeboaChi-ChewaoccitanOromooଓଡ଼ିଆиронਪੰਜਾਬੀKapampanganPapiamentuPicardNaijápolskiPiemontèisپنجابیپښتوportuguêsRuna Simiရခိုင်românăarmãneashtiрусскийрусиньскыйसंस्कृतम्саха тылаsardusicilianuScotsسنڌيsrpskohrvatski / српскохрватскиTaclḥitတႆးසිංහලSimple EnglishslovenčinaسرائیکیslovenščinaGagana SamoachiShonaSoomaaligashqipсрпски / srpskiSranantongoSesothoSeelterskSundasvenskaKiswahiliślůnskiதமிழ்ತುಳುతెలుగుтоҷикӣไทยትግርኛTürkmençeTagalogtolışilea faka-Tongatoki ponaTürkçeXitsongaтатарча / tatarçachiTumbukaтыва дылудмуртئۇيغۇرچە / Uyghurcheукраїнськаاردوoʻzbekcha / ўзбекчаvènetovepsän kel’Tiếng ViệtVolapükwalonWinarayWolof吴语хальмгisiXhosaმარგალურიייִדישYorùbáVahcuenghZeêuwsⵜⴰⵎⴰⵣⵉⵖⵜ ⵜⴰⵏⴰⵡⴰⵢⵜ文言閩南語 / Bân-lâm-gí粵語中文isiZulu

Text from Wikipedia, CC BY-SA 4.0 · Source article