factograf
MG
Sign in

Simia

Simia

Ny simia dia siansa momba ny taharo sy ny fiota ary ny toetran' ny akora matiera. Siansa momba ny atôma koa izy.

Ny fiavin' ny teny hoe simia

Avy amin' ny teny hoe alsimia ny teny hoe simia. Ny alsimia dia avy amin' ny teny arabo hoe الخيمياء (Al kemi); misy famotoran-teny roa amin' ny teny arabo, famotoran-teny iray amin' ny teny ejipsianina, dia iray hafa amin' ny teny grika

  • Araka ny hevitra ejipsiana, ny teny kemi avy any amin' ilay teny kôpta hoe chame nindramina amin' ny teny ejipsiana taloha kemi (majia)
  • Araka ny hevitra grika, ny teny hoe kemi dia avy amin' ny teny hoe χυμεία (khumeia: fifangaroana rano)

Tamin' ny taonjato nanaraka teo, nivoatra ny alsimia ka niteraka ny simia. Nisy fifandrosoana ny simia dia nivadika siansa marina; raha misy olona mitady an' ilay vato filôzôfaly, mahalasa siansa ezôterika.

Hita tsara ny fisarahan' ny alsimia sy ny simia tamin' ny taona 1722, hoy i Geoffroy l'Aîné (dokotera) fa tsy afaka misy ny transmutation, lasa taranja roa ny simia sy ny alsimia; tokony anavahana izany ireo fiteny roa ireo.

Ny taranja ao amin' ny simia

Ny simia dia mizara ho taranja maro:

  • Biôsimia
  • Simia analitika
    • Krômatôgrafia
    • Spektrôskôpia
  • Simian' ny fitao

Read next

In 247 languages

mgадыгабзэAfrikaansAlemannischአማርኛaragonésअंगिकाالعربيةܐܪܡܝܐالدارجةمصرىঅসমীয়াasturianuаварKotavaअवधीazərbaycancaتۆرکجهбашҡортсаBasa BaliBoarischžemaitėškaBikol Centralбеларуская (тарашкевіца)беларускаябългарскиभोजपुरीBislamaBanjarပအိုဝ်ႏဘာႏသာႏবাংলাབོད་ཡིགbrezhonegbosanskiBatak MandailingбуряадcatalàChavacano de Zamboanga閩東語 / Mìng-dĕ̤ng-ngṳ̄CebuanoᏣᎳᎩکوردیcorsuqırımtatarcačeštinakaszëbscziчӑвашлаCymraegdanskDeutschThuɔŋjäŋZazakiKadazandusunދިވެހިބަސްΕλληνικάemiliàn e rumagnòlEnglishEsperantoespañoleestieuskaraestremeñuفارسیsuomivõroNa Vosa VakavitiføroysktfrançaisarpetanNordfriiskfurlanFryskGaeilge贛語kriyòl gwiyannenGàidhliggalegoگیلکیAvañe'ẽBahasa HulontaloગુજરાતીwayuunaikiGaelgHausa客家語 / Hak-kâ-ngîHawaiʻiעבריתहिन्दीFiji HindihrvatskiKreyòl ayisyenmagyarհայերենԱրեւմտահայերէնinterlinguaJaku IbanBahasa IndonesiaInterlingueIlokanoгӀалгӀайIdoíslenskamedžuslovjanskyitaliano日本語Patoisla .lojban.JawaქართულიQaraqalpaqshaTaqbaylitKabɩyɛGĩkũyũқазақшаភាសាខ្មែរಕನ್ನಡYerwa Kanuri한국어کٲشُرkurdîkernowekкыргызчаLatinaLadinoLëtzebuergeschлезгиLingua Franca NovaLugandaLimburgsLigureLadinlombardlingálaລາວlietuviųlatviešuMadhurâमगहीमैथिलीBasa Banyumasanмокшеньолык марийMāoriMinangkabauмакедонскиമലയാളംмонголꯃꯤꯇꯩ ꯂꯣꯟमराठीBahasa MelayuMaltiMirandésမြန်မာဘာသာэрзяньمازِرونیNedersaksiesPlattdüütschनेपालीनेपाल भाषाNederlandsnorsk nynorsknorskNovialNouormandSesotho sa LeboaoccitanOromooଓଡ଼ିଆиронਪੰਜਾਬੀPapiamentuPicardNaijápolskiPiemontèisپنجابیپښتوportuguêsRuna Simiရခိုင်românăarmãneashtiрусскийрусиньскыйसंस्कृतम्саха тылаsardusicilianuScotsسنڌيsrpskohrvatski / српскохрватскиTaclḥitසිංහලSimple EnglishslovenčinaسرائیکیslovenščinaGagana SamoachiShonaSoomaaligashqipсрпски / srpskiSiSwatiSeelterskSundasvenskaKiswahiliślůnskiதமிழ்ತುಳುతెలుగుtetunтоҷикӣไทยTürkmençeTagalogtolışilea faka-Tongatoki ponaTok PisinTürkçeXitsongaтатарча / tatarçachiTumbukaудмуртукраїнськаاردوoʻzbekcha / ўзбекчаvènetovepsän kel’Tiếng ViệtVolapükwalonWinaray吴语isiXhosaმარგალურიייִדישYorùbáVahcuenghZeêuwsⵜⴰⵎⴰⵣⵉⵖⵜ ⵜⴰⵏⴰⵡⴰⵢⵜ文言閩南語 / Bân-lâm-gí粵語中文isiZulu

Text from Wikipedia, CC BY-SA 4.0 · Source article