factograf
MG

Windhoek

Windhoek

Key facts

velarantany5,133,000,000m²
fiandohana1840
karazanatanàna
FirenenaNamibia
teny ofisialyFiteny anglisy
Windhuk
Windhuk
Windhuk
Windhuk
2 images

Windhoek dia tanàna renivohitr'i Namibia, firenena any atsimon'i Afrika. Talohan'ny naha-renivohitra azy ankehitriny dia efa renivohitra ny tanànan'i Windhoek tamin'ny andron'ny fanjanahantany alemana ny Atsimo Andrefana Afrikana. Eo amin'ny faritra afovoan'i Namibia no misy azy. Ny elanelan-kaavon'ny tanànan'i Windhoek dia 1700m. Tanàna lehibe indrindra ao Namibia ilay tanàna ary ao no afovoany ara-politika, ara-kolontsaina, ara-toe-karena, ara-bola ary ara-tsosialy.

Noforonin'i Jonker Afrikaner i Windhoek tamin'ny 1844, ary ny dikany amin'ny fiteny afrikaans dia "toerana tsofin'ny rivotra".

Read next

In 155 languages

mgадыгабзэAfrikaansአማርኛaragonésÆngliscالعربيةالدارجةمصرىasturianuKotavaazərbaycancaتۆرکجهбашҡортсаBasa Baliбеларуская (тарашкевіца)беларускаябългарскиবাংলাབོད་ཡིགbrezhonegbosanskiбуряадcatalà閩東語 / Mìng-dĕ̤ng-ngṳ̄нохчийнCebuanoکوردیčeštinaCymraegdanskDeutschdolnoserbskiཇོང་ཁΕλληνικάEnglishEsperantoespañoleestieuskaraestremeñuفارسیsuomivõroføroysktfrançaisNordfriiskFryskGaeilgeGàidhliggalegoAvañe'ẽHausa客家語 / Hak-kâ-ngîעבריתहिन्दीFiji HindihrvatskiKreyòl ayisyenmagyarհայերենinterlinguaBahasa IndonesiaInterlingueIdoíslenskaitaliano日本語JawaქართულიTaqbaylitадыгэбзэKabɩyɛKongoқазақша한국어LatinaLëtzebuergeschLingua Franca NovaLimburgsLigurelombardlingálalietuviųlatviešuмокшеньMinangkabauмакедонскиമലയാളംмонголमराठीкырык марыBahasa MelayuمازِرونیPlattdüütschNederlandsnorsk nynorsknorskNovialDiné bizaadoccitanlivvinkarjalaиронਪੰਜਾਬੀPapiamentuPicardDeitschpolskiPiemontèisپنجابیپښتوportuguêsromânăрусскийᱥᱟᱱᱛᱟᱲᱤsarduScotsسنڌيdavvisámegiellasrpskohrvatski / српскохрватскиSimple EnglishslovenčinaslovenščinaanarâškielâchiShonaSoomaaligashqipсрпски / srpskiSesothosvenskaKiswahiliślůnskiதமிழ்тоҷикӣไทยTagalogTürkçeудмуртукраїнськаاردوoʻzbekcha / ўзбекчаvènetovepsän kel’Tiếng ViệtVolapükWinaray吴语მარგალურიייִדישYorùbáZeêuws閩南語 / Bân-lâm-gí粵語中文isiZulu

Text from Wikipedia, CC BY-SA 4.0 · Source article