factograf
MG
Sign in

Opera

Opera

Ny Opera dia rindrankajy miasa mba hande amin'ny tranonkala voaforona any Eoropa avaratra, misy version sàsany tsy andoavam-bola (freeware)

Tsy dia miasa loatra ny navigateur web ny Opera, ary alavitra ny fampiasàn'ny Internet explorer, Mozilla Firefox sy Safari izy, fa mora mande izy ary mety tsara mihintsy izy amin'ny resaka nôrma.

Read next

In 86 languages

Text from Wikipedia, CC BY-SA 4.0 · Source article