factograf
MG
Sign in

Norderney

Norderney

Key facts

velarantany26.31km²
karazanaEinheitsgemeinde
FirenenaAlemaina
Nosy Norderney
Nosy Norderney
I nosy Norderney
I nosy Norderney
2 images

53°42′N 07°09′E / 53.700°N 7.150°E

Norderney dia tanàna iray amin'ireo nosy Frisian Atsinanana ao amin'ny Ranomasina Wadden any Niedersachsen,  Alemaina. Eo anelanelan'i Baltrum sy Juist no misy ilay nosy ary manana velarantany 26.69 kilometatra toradroa. Ny halavirana akaiky indrindra amin'ny tanibe dia 4.5 kilometatra. I Norderney dia kaominina ao amin'ny fivondronan'i Aurich 5.990 monja ny mponina ao an-tanàna

Velarantany: 26.69 km²

Read next

In 59 languages

Text from Wikipedia, CC BY-SA 4.0 · Source article