Ny fandotoana dia ny fanimbana na fahasimban' ny tontolo iainana na ny biôsfera amin' ny alalan' ny fampidiran' ny olombelona, amin' ny ankapobeny, ny singa (fizika, simika na biôlôjika) na taratra manova ny fiasan' ny tontolo iainana. Ny fandotoana dia misy fiantraikany lehibe amin' ny fahasalamana sy ny biôsfera, araka ny asehon' ny fihanaky ny fandoto sy ny fiakaran' ny maripanan' ny tany, izay manova ny toetany sy ny tontolo iainana, izay mitarika ho amin' ny firongatry ny aretina tsy fantatra teo aloha any amin' ny faritra ara-jeôgrafia sasany, ny fifindra-monin' ny karazam-biby sasany, eny fa hatramin' ny faharinganan' izy ireo aza raha tsy afaka mampifanaraka ny fomba fiainany amin' ny tontolo vaovao misy azy izy.
Fandotoana

Read next
In 111 languages
mgAfrikaansالعربيةܐܪܡܝܐঅসমীয়াasturianuazərbaycancaбашҡортсаBikol Centralбеларускаябългарскиभोजपुरीবাংলাབོད་ཡིགcatalàکوردیčeštinaCymraegdanskdagbanliDeutschΕλληνικάEnglishEsperantoespañoleestieuskaraفارسیsuomiføroysktfrançaisFryskGaeilge贛語kriyòl gwiyannengalegoAvañe'ẽગુજરાતીHausaעבריתहिन्दीhrvatskiKreyòl ayisyenmagyarհայերենinterlinguaBahasa IndonesiaIgboíslenskaitaliano日本語Patoisქართულიқазақшаಕನ್ನಡ한국어кыргызчаLatinaLëtzebuergeschlietuviųlatgaļulatviešuмакедонскиമലയാളംमराठीBahasa MelayuMaltiမြန်မာဘာသာनेपालीनेपाल भाषाNederlandsnorsk nynorsknorskoccitanOromooଓଡ଼ିଆਪੰਜਾਬੀpolskiپښتوportuguêsRuna Simiromânăрусскийसंस्कृतम्سنڌيdavvisámegiellasrpskohrvatski / српскохрватскиසිංහලSimple Englishslovenčinaslovenščinashqipсрпски / srpskisvenskaKiswahiliதமிழ்తెలుగుไทยTagalogTürkçeTwiукраїнськаاردوoʻzbekcha / ўзбекчаTiếng ViệtwalonWinaray吴语粵語中文isiZulu
Text from Wikipedia, CC BY-SA 4.0 · Source article