factograf
MG

Edena

Edena

I Edena na ny Saha Edena dia toeram-piadanana teto ambonin' ny tany nametrahan' Andriamanitra ny olombelona voalohany (dia i Adama sy i Eva) izay voalaza ao amin' ny Baiboly. Ny Bokin' ny Genesisy (toko faha-2 sy faha-3) no ahitana io tantara io.

Jereo koa:

Read next

In 79 languages

Text from Wikipedia, CC BY-SA 4.0 · Source article