Adolphe Sax
Ankapobeny
Anarana Adolphe Sax
Teraka 6 Novambra 1814
Toerana -
Maty 7 Febroary 1894
Fiaviana sy ny andraikitra
Firenena Belzika
Asa:
- mpamorona
- mpitendry mozika
I Antoine-Joseph Sax, izay fantatra amin' ny hoe Adolphe Sax, dia mpamorona, mpitendry mozika belza, izay fantatra indrindra amin' ny maha mpamorona ny saksôfônina sy ny sakshôrna azy. Teraka tamin' ny 6 Nôvambra 1814 tao Dinant (Belzika) izy ary maty tamin' ny 7 Febroary 1894 tao Paris (Frantsa).
