56°52′N 35°55′E / 56.867°N 35.917°E
-
Tver
Velarantany NC
Haavo
Isan'ny mponina 403 606
Ben'ny tanàna
Firenena Rosia
Fanjakana
Faritany
Faritra Tver Oblast
Tanàna mifanolo-bodirindrina
Tver (rosiana: Тверь) dia tanàna rosiana ao amin'ny Distrika Federaly Afovoany, miorina eo amin'ny lalamby Saint Petersburg–Moscow.
Renivohitry ny Tver Oblast izy io ary misy mponina 403 606 (hatramin'ny 14 Oktobra 2010). Nanomboka tamin'ny 1931 ka hatramin'ny 1990 dia nantsoina hoe Kalinin (rosiana: Кали́нин) ilay tanàna.
