factograf
MG
Sign in

Tsiefa

Tsiefa

Ny tsiefa (soratana amin'ny soratra ∞) dia habetsaka tsy misy fetra na tsy misy fifaranana amin'ny matematika na amin'ny fizika. Samy manana ny heviny mikasika ny tsiefa ny olombelona.

Amin'ny matematika, heverina fa isa lehibe (iray miliara, iray biliôna, iray biliara...) ny tsiefa (i.e. raha mandrefy izy na manisa: « isa miditra tsiefa ») kanefa karazan'isa samihafa amin'ny isa voatsapa.

Amin'ny filôzôfia, ny tsiefa dia zavatra tsy mifarana.

Read next

In 121 languages

Text from Wikipedia, CC BY-SA 4.0 · Source article