factograf
MG

Tetiarana

Tetiarana

Ny tetiarana na tetirazana dia fandalinana ny tantaram-pianakaviana sy fanarahana ny firazanana. Mampiasa fanadinadinana am-bava, firaketana ara-tantara, famakafakana fototarazo, ary firaketana an-tsoratra hafa ny mpandinika tetiarana mba hahazoana fanazavana momba ny fianakaviana iray sy hanehoana ny maha mpihavana sy ny firazanana.

Read next

In 95 languages

Text from Wikipedia, CC BY-SA 4.0 · Source article