factograf
MG

Taolan-karepoka

Taolan-karepoka

Ny taolan-karepoka na taola-malemy dia tambatsela mpamatotra, malefaka, indraindray mety mizozotra, hita ao amin' ny biby amin' ny endrika samihafa ao amin' ny tenan' ny biby, anisan' izany ny ao amin' ny vohon' ny tonon-taolana, ny taolan-tehezana, ny sofina, ny orona, ny traotraoka, ary ny kapila anelanelam-banin-taolan-damosina. Ny taolan-karepoka dia fitambarana sela boribory, atao hoe kôndrôsita.

Read next

In 96 languages

Text from Wikipedia, CC BY-SA 4.0 · Source article