factograf
MG

Shoah

Shoah

Ny Shoah dia fandripahana tsy misy fanavahana ny Jiosy na Jody nataon' ny fitondran' ny Nazi tao Alemaina nandritra ny Ady Lehibe Faharoa, izay nitarika ho amin' ny fanjavonan' ny Jiosy dimy ka hatramin' ny enina tapitrisa, izany hoe roa ampahatelon' ny Jiosy tany Eorôpa sy 40 % amin' ny Jiosy manerana izao tontolo izao. Amin' ny teny hebreo dia soratana hoe שואה (vakina hoe shoah), izay midika hoe "loza" na "fandringanana", izany zava-nitranga izany. Ampiasainay koa ny teny hoe "fandripahan-taranaka jiosy" na "fandringanana ny Jiosy tany Eorôpa" sy ny teny idisy hoe חורבן / hurban ("fandringanana"). Mbola tsy mifanaraka ny mpahay tantara sy ny mpahay teny momba ny fomba filaza tena mety hanondroana izany.

Read next

In 173 languages

mgAfrikaansAlemannischአማርኛaragonésÆngliscअंगिकाالعربيةܐܪܡܝܐمصرىঅসমীয়াasturianuazərbaycancaتۆرکجهбашҡортсаBoarischžemaitėškaBikol Centralбеларуская (тарашкевіца)беларускаябългарскиবাংলাbrezhonegbosanskiбуряадcatalàнохчийнکوردیqırımtatarcačeštinaчӑвашлаCymraegdanskDeutschZazakiΕλληνικάEnglishEsperantoespañoleestieuskaraفارسیFulfuldesuomivõroføroysktfrançaisfurlanFryskGaeilgekriyòl gwiyannenGàidhliggalegoAvañe'ẽGaelgHausaעבריתहिन्दीFiji HindihrvatskihornjoserbscemagyarհայերենԱրեւմտահայերէնinterlinguaBahasa IndonesiaInterlingueIlokanoIdoíslenskamedžuslovjanskyitaliano日本語PatoisJawaქართულიQaraqalpaqshaTaqbaylitJjuKabɩyɛқазақшаភាសាខ្មែរಕನ್ನಡ한국어kurdîкомиkernowekкыргызчаLatinaLadinoLëtzebuergeschлезгиLimburgsLadinlombardlietuviųlatviešuолык марийMinangkabauмакедонскиമലയാളംмонголमराठीBahasa MelayuMaltiMirandésမြန်မာဘာသာمازِرونیNedersaksiesPlattdüütschनेपालीनेपाल भाषाNederlandsnorsk nynorsknorskNovialChi-Chewaoccitanଓଡ଼ିଆਪੰਜਾਬੀKapampanganPapiamentupolskiPiemontèisپنجابیپښتوportuguêsRuna Simirumantschromani čhibromânăрусскийрусиньскыйIkinyarwandaсаха тылаsardusicilianuScotsسنڌيdavvisámegiellasrpskohrvatski / српскохрватскиසිංහලSimple EnglishslovenčinaslovenščinachiShonaSoomaaligashqipсрпски / srpskiSeeltersksvenskaKiswahiliꠍꠤꠟꠐꠤதமிழ்తెలుగుtetunไทยTagalogTürkçeтатарча / tatarçaукраїнськаاردوoʻzbekcha / ўзбекчаvènetoTiếng ViệtWinaray吴语isiXhosaმარგალურიייִדיש閩南語 / Bân-lâm-gí粵語中文

Text from Wikipedia, CC BY-SA 4.0 · Source article