factograf
MG

Ningxia

Ningxia

Key facts

velarantany52,188km²
fiandohana25 Oktobra 1958
FirenenaRepoblika Entim-bahoakan'i Sina
renivohitraYinchuan
Toerana fitantananaRepoblika Entim-bahoakan'i Sina
Faritra Mizaka Tenan' i Ningxia
Faritra Mizaka Tenan' i Ningxia

I Ningxia na Faritra Mizaka Tenan' i Ningxia no kely indrindra amin' ny faritra mizaka tena any amin' ny tapany avaratra-andrefana amlin' i Sina. I o faritra io no faharoa be mponina indrindra orian' ny Faritra Mizaka Tenan' i Tibet sy alohan' ny Faritra Mizaka Tenan' i Mongolia Anatiny. Faritany taloha i Ningxia nefa nampidirina tao amin' i Gansu tamin' ny taona 1954, avy eo nisaraka tamin' i Gansu tamin' ny taona 1958 ary naorina indray ho faritra mizaka tena ho an' ny vahoaka Hui, iray amin' ny foko 56 nekena amin'ny fomba ôfisialy ao Sina. Ny 20 % amin' ny mponina Hui ao Sina dia monina ao Ningxia.

Read next

In 105 languages

Text from Wikipedia, CC BY-SA 4.0 · Source article