I Martin Bucer na Martin Butzer dia teôlojiana sy refôrmatora prôtestanta alzasiana izay nipoiran'ny kônfirmasiona prôtestanta. Teraka tamin'ny 11 Novambra 1491 tao Sélestat izy ary maty tamin'ny 28 Febroary 1551 tao Cambridge, Angletera. Nisy fiantraikany tamin'ny foto-pampianarana loterana sy kalvinista ary anglikana ny fiheverany.
Martin Bucer

Key facts
daty nahaterahana11 Novambra 1491
daty nahafatesana28 Febroary 1551
nianatra taoRuprecht-Karls-Universität Heidelberg
asa ataompanoratra
toerana nahaterahanaSélestat
toerana nahafatesanaCambridge
Read next
In 37 languages
Text from Wikipedia, CC BY-SA 4.0 · Source article