factograf
MG
Sign in

Mailaka

Ny mailaka dia serivisy amin’ny aterineto izay ahafahan’ireo izay manana adiresy mailaka (kaonty) mandefa ary mahazo taratasy elektronika. Ny mailaka dia sahala taratasy alefa amin’ny paositra, saingy izy ireo mandeha haingana kokoa noho ny taratasim-paositra rehefa mifandray amin’ny olona lavitra noho itena. Matetika koa dia maimaimpoana ny fandefasana mailaka.

Mety hahazo mailaka maromaro tsy nangatahana ny mpanana kaonty mailaka iray toy ireo mpanana adiresy itotonan’ny taratasim-paositra. Maila-pako no iantsoana izany amin’ny mailaka. Mety hahita ary hanakana ireo maila-pako ny fandaharana ampiasaina ho an’ny fandefasana ary fandraisana mailaka.

Ny zavatra ilaina rehefa mandefa sy mandray mailaka dia solosaina afaka mifandray amin’ny aterineto, ary rindrankajy fandraisana mailaka.

Read next

In 159 languages

mgAfrikaansAlemannischaragonésअंगिकाالعربيةالدارجةمصرىঅসমীয়াasturianuazərbaycancaتۆرکجهбашҡортсаBoarischžemaitėškaбеларуская (тарашкевіца)беларускаяBetawiбългарскиभोजपुरीပအိုဝ်ႏဘာႏသာႏবাংলাབོད་ཡིགbrezhonegbosanskicatalà閩東語 / Mìng-dĕ̤ng-ngṳ̄нохчийнᏣᎳᎩکوردیčeštinaчӑвашлаCymraegdanskDeutschZazakiΕλληνικάemiliàn e rumagnòlEnglishEsperantoespañoleestieuskaraفارسیsuomivõroføroysktfrançaisNordfriiskfurlanFryskGaeilge贛語kriyòl gwiyannengalegoگیلکیગુજરાતીwayuunaikiHausaעבריתहिन्दीFiji HindihrvatskimagyarհայերենinterlinguaBahasa IndonesiaIdoíslenskaitaliano日本語PatoisJawaქართულიқазақшаಕನ್ನಡ한국어کٲشُرkurdîkernowekкыргызчаLatinaLëtzebuergeschLimburgslombardlingálaລາວlietuviųlatviešuолык марийMinangkabauмакедонскиമലയാളംмонголमराठीBahasa Melayuမြန်မာဘာသာNedersaksiesPlattdüütschनेपालीNederlandsnorsk nynorsknorskoccitanଓଡ଼ିଆਪੰਜਾਬੀpolskiPiemontèisپنجابیپښتوportuguêspinayuananRuna Simiရခိုင်rumantschromânăрусскийрусиньскыйсаха тылаᱥᱟᱱᱛᱟᱲᱤsardusicilianuسنڌيsrpskohrvatski / српскохрватскиසිංහලSimple EnglishslovenčinaslovenščinaGagana SamoaSoomaaligashqipсрпски / srpskiSundasvenskaKiswahiliSakizayaதமிழ்తెలుగుтоҷикӣไทยtoki ponaTok PisinTürkçeئۇيغۇرچە / Uyghurcheукраїнськаاردوoʻzbekcha / ўзбекчаvènetoTiếng ViệtwalonWinaray吴语isiXhosaייִדיש文言閩南語 / Bân-lâm-gí粵語中文isiZulu

Text from Wikipedia, CC BY-SA 4.0 · Source article