factograf
MG
Sign in

Kohaka

Kohaka

Ny kohaka dia famoahana rivotra tampoka sy mafy amin' ny alalan' ny lalan-drivotra lehibe ao amin' ny taovam-pisefoana izay afaka manampy amin' ny fanadiovana azy ireo mba hialan' ny ranoka, ny etona, ny poti-javatra ary ny mikrôba. Fandefasana rivotra tampoka sy maneno mafy ialohavan' ny fifohana rivotra an-tery izany. Ny fivoahan' ny rivotra mahery vaika avy amin' ny havokavoka dia mety hitranga amin' ny hafainganam-pandeha hatramin' ny 250 m/s, hafainganam-pandeha manakaiky ny an' ny feo (340 m/s).

In 105 languages

Text from Wikipedia, CC BY-SA 4.0 · Source article