factograf
MG

Klemento VI

Klemento VI

Key facts

daty nahaterahana1291
daty nahafatesana6 Desambra 1352
nianatra taoUniversité de Paris
asa ataompanoratra, Eveka
toerana nahaterahanaRosiers-d'Égletons
toerana nahafatesanaAvignon

I Klemento VI izay teraka tao amin' ny Château de Maumont ao amin' ny paroasin' i Rosiers-d'Egletons, any Corrèze, ary maty tao Avignon, dia papa faha-198 tao amin' ny Eglizy Katôlika. Izy koa no papa faha-4 tao Avignon. Pierre Roger no tena anarany ivelan' ny maha papa azy. Teraka tamin' ny taona 1291 izy ary maty tamin' ny taona 1352. Atao hoe Clemens VI izy amin' ny teny latina. Izy nno lohan' ny Eglizy Katôlika nanomboka tamin' ny 7 Mey 1342 mandra-pahafatiny tamin' ny Desambra 1352.

Papa faha-198

nodimbiasany Papa faha-198 mpandimby
Benoà XII
1335-1342
Klemento VI
1342-1352
Inôkentio VI (papa)
1352-1362

Read next

In 73 languages

Text from Wikipedia, CC BY-SA 4.0 · Source article