factograf
MG
Sign in

Hodimando

Hodimando

Ny hodimando dia sosona manify misy tambatsela voaforon' ny temitra sy ny tambatsela mampitohy ao ambaniny. Ny hodimando dia mipetaka amin' ny lavaka amin' ny vatana izay mitohy amin' ny hoditra, toy ny maso, ny hodimaso, ny sofina, ny ati-orona, ny ati-vava, ny molotra, ny taovam-pananahana, ny lava-pamaniana ary ny lava-body, izany hoa manemitra ny ati-taova.

Read next

In 64 languages

Text from Wikipedia, CC BY-SA 4.0 · Source article