factograf
MG

Folo

Folo

Ny folo dia isa nanahary manaraka ny sivy sy eo alohan' ny iraika ambin' ny folo. Tarehimarika roa no anehoana azy: 10. Ny folo no fototry ny rafitry tafolo, izay mahazatra indrindra enti-milaza isa amin' ny fiteny sy ny soratra. Folo ny isan' ny rantsan-tanan' ny olombelona.

Kolontsaina

Ohabolana malagasy

  • Asan' ilay kamo: indroa ambin' ny folo no milatsaka an-tsaha vao misy kely ambolena.
  • Aza mahalala folo ho an-tena, nefa tsy mahalala iray ho an' olona.
  • Haren-kiadiana voamena, ka no handaniana vola folo!
  • Sodi-drofian-dRainilaizafy: midina, lany vola folo; miakatra, lany fatotra aman-pondrana.
  • Tsy mety raha natositosika handeha, fa nony lasa natao folo hafatra.

Jereo koa

Rohy ivelany

  • Andriamihaja Solonavalona, "Fanisana vaovao", tenymalagasy.org
  • "Manisa", motmalgache.org

Read next

In 162 languages

mgаԥсшәаAfrikaansአማርኛالعربيةܐܪܡܝܐالدارجةasturianuаварAymar aruazərbaycancaتۆرکجهбашҡортсаBasa BaliBikol Centralбеларуская (тарашкевіца)българскиBislamaবাংলাབོད་ཡིགbòo pìkkàBasa Ugicatalà閩東語 / Mìng-dĕ̤ng-ngṳ̄کوردیčeštinaсловѣньскъ / ⰔⰎⰑⰂⰡⰐⰠⰔⰍⰟчӑвашлаCymraegdanskdagbanliDeutschΕλληνικάemiliàn e rumagnòlEnglishEsperantoespañoleestieuskaraفارسیFulfuldesuomiNa Vosa VakavitiføroysktfrançaisNordfriiskfurlanGaeilge贛語galegoAvañe'ẽBahasa HulontaloગુજરાતીHausa客家語 / Hak-kâ-ngîעבריתहिन्दीFiji HindihrvatskiKreyòl ayisyenmagyarհայերենinterlinguaBahasa IndonesiaIgboIñupiatunгӀалгӀайIdoíslenskaitaliano日本語ქართულიQaraqalpaqshaKarai-karaiJjuTyapKumoringGĩkũyũ한국어перем комиکٲشُرkurdîкомиLatinaLëtzebuergeschLugandalingálalietuviųlatviešuMinangkabauмакедонскиമലയാളംꯃꯤꯇꯩ ꯂꯣꯟဘာသာမန်मराठीBahasa Melayuမြန်မာဘာသာэрзяньمازِرونیNāhuatlNapulitanoNederlandsnorsk nynorsknorskSesotho sa LeboaNupeOromooਪੰਜਾਬੀpolskiپنجابیپښتوportuguêsRuna Simiikirundiromânăрусскийsicilianusrpskohrvatski / српскохрватскиTaclḥitසිංහලSimple EnglishslovenčinaslovenščinaGagana SamoachiShonaSoomaaligashqipсрпски / srpskiSranantongosvenskaKiswahiliślůnskiதமிழ்తెలుగుไทยትግርኛTürkmençeTagalogtoki ponaTürkçeXitsongaтатарча / tatarçachiTumbukaтыва дылукраїнськаاردوoʻzbekcha / ўзбекчаTshivendavepsän kel’Tiếng ViệtWest-VlamsWinarayWolof吴语isiXhosaייִדישVahcuenghⵜⴰⵎⴰⵣⵉⵖⵜ ⵜⴰⵏⴰⵡⴰⵢⵜ文言閩南語 / Bân-lâm-gí粵語中文

Text from Wikipedia, CC BY-SA 4.0 · Source article