factograf
MG

Fiteny kiorda

Fiteny kiorda
I Kordiastàna, faritra misy mponina
I Kordiastàna, faritra misy mponina

Ny fiteny kiorda na fiteny korda na fiteny kordisy dia fiteny ao amin' ny fianakaviana indô-eorôpeana, ao amin' ny sampana indô-iraniana, ao amin' ny zana-tsampana iraniana, ao amin' ny sampana misy ny fiteny iraniana andrefana. Ny vahoaka kiorda izay miisa 44 tapitrisa any ho any sady monina amin' ny faritra midadasik' i Kordistàna, izay voazara amin' i Torkia sy i Iràna sy i Iràka ary i Siria, no tena mampiasa azy. Ahitana vahoaka kiorda koa ny any Eorôpa sy ny Etazonia sy ny any Kanada ary ny any Aostralia.

Soratana amin' ny vondron-tarehin-tsoratra telo karazana ny fiteny kiorda amin' izao, dia ny tarehin-tsoratra latina (ao amin' ny Kiorda any Torkia sy Siria), ny tarehin-tsoratra sirilika (ao amin' ny Kiorda any amin' ny tanin' ny Firaisana Sôvietika taloha) ary ny tarehin-tsoratra arabo (amin' ny Kiorda ao Iràka sy Iràna).

Jereo koa

Read next

In 133 languages

mgаԥсшәаAfrikaansAlemannischአማርኛaragonésअंगिकाالعربيةܐܪܡܝܐالدارجةasturianuazərbaycancaتۆرکجهбашҡортсаBoarischбеларуская (тарашкевіца)беларускаябългарскиবাংলাbrezhonegcatalàCebuanoکوردیqırımtatarcačeštinaчӑвашлаCymraegdanskDeutschZazakidolnoserbskiΕλληνικάEnglishEsperantoespañoleestieuskaraestremeñuفارسیsuomifrançaisNordfriiskGaeilgegalegoگیلکی客家語 / Hak-kâ-ngîHawaiʻiעבריתहिन्दीFiji HindihrvatskihornjoserbscemagyarհայերենԱրեւմտահայերէնinterlinguaBahasa IndonesiaIdoíslenskaitaliano日本語JawaქართულიTaqbaylitKumoringқазақша한국어کٲشُرkurdîкомикыргызчаLatinaLingua Franca NovaLimburgsLigurelombardlietuviųlatviešuMāoriмакедонскиമലയാളംмонголमराठीBahasa MelayuمازِرونیनेपालीNederlandsnorsk nynorsknorskNovialoccitanиронਪੰਜਾਬੀpolskiپنجابیپښتوportuguêsRuna Simiromânăрусскийсаха тылаᱥᱟᱱᱛᱟᱲᱤsicilianuScotssrpskohrvatski / српскохрватскиTaclḥitSimple EnglishslovenčinaslovenščinaSoomaaligashqipсрпски / srpskisvenskaKiswahiliதமிழ்тоҷикӣไทยTürkmençetolışiTürkçeтатарча / tatarçaئۇيغۇرچە / Uyghurcheукраїнськаاردوoʻzbekcha / ўзбекчаTiếng Việt吴语მარგალურიייִדיש文言閩南語 / Bân-lâm-gí粵語中文

Text from Wikipedia, CC BY-SA 4.0 · Source article