Elon Musk
Ankapobeny
Anarana Elon Musk
Teraka 28 Jona 1971
Toerana -
Fiaviana sy ny andraikitra
Firenena
Afrika Atsimo
- Mpiantoka
- Injeniera
- mpamorona
Elon Reeve Musk dia Mpandraharaha, Mpiantoka, Injeniera sy Mpamorona mizaka ny zom-pirenen'ny Afrika Atsimo, ny Kanada sy ny Etazonia teraka ny 28 jona 1971 tao Pretoria (Afrika Atsimo). Izy no Filoha-Tale Jeneralin'ny orinasa SpaceX ary Tale jeneralin'ny orinasa Tesla (fiarakodia),izay efa talen'ny birao mpanatanteraka an'i SolarCity sy Tesla.
Ny fiainany manokana
Ny vadiny dia Justine Musk, Talulah Riley. Ny rahalahiny sy/na ny rahavaviny dia Tosca Musk, Kimbal Musk.
