16°31′S 68°10′W / 16.517°S 68.167°W
-
El Alto
Velarantany 1,042 km2
Haavo 4 100 m
Isan'ny mponina 885,210
Ben'ny tanàna
Firenena Bolivia
Fanjakana
Faritany
Faritra
Tanàna mifanolo-bodirindrina El Alto
El Alto (amin'ny teny Espaniola midika hoe haavo) dia tanàna iray any Bolivia, miorina eo andrefan'i La Paz, izay anisan'ny distrika hatramin'ny taona 1985.
Manana mponina 885.210 i El Alto (fanisam-bahoaka 2024), ka mahatonga azy ho tanàna faharoa lehibe indrindra any Bolivia, aorian'i Santa Cruz de la Sierra (1.801.724) ary eo alohan'i La Paz (750.225) sy Cochabamba (665.482). Miaraka amin'i La Paz, izy no faritra metropolitanina be mponina indrindra any Bolivia. El Alto dia fonenan'ny orinasa indostrialy maro sy ny seranam-piaramanidina iraisam-pirenena avo indrindra eran-tany.
Toerana:
El Alto dia eo anelanelan'ny 3.900 sy 4.250 metatra ambonin'ny haabon'ny ranomasina eo amin'ny lembalemba maina Altiplano. Ny velaran-tanàna manontolo dia 1.042 km².
