Ny Combretaceae dia fianakavian-javamaniry mamony roa ravin-tsimoka, ao amin' ny filaharana Myrtales. Ahitana karazana efa ho 600 eo ho eo mitsinjara amin' ny vondron-karazana manodidina ny 10. Matetika izy ireo no hazo, hazobotry, na vahy, ny sasany maniry amin' ny faritra maina, ary miparitaka be any amin' ny faritra trôpikaly sy sobtrôpikaly.
Lisitry ny karazana
Ity ny lisiry ny vondron-karazana araka ny Angiosperm Phylogeny Website (1 Jona 2010):
- Anogeissus (DC.) Wall.
- Buchenavia Eichler
- Bucida L.
- Calopyxis Tul.
- Combretum Loefl. (= Meiostemon, Quisqualis, Thiloa Eichler)
- Conocarpus L.
- Dansiea Byrnes
- Getonia Roxb. (= Calycopteris)
- Guiera Adans. ex Juss.
- Laguncularia C.F.Gaertn.
- Lumnitzera Willd.
- Macropteranthes F.Muell.
- Meiostemon Exell & Stace,
- Pteleopsis Engl.
- Quisqualis L.
- Ramatuela Kunth
- Strephonema Hook.f.
- Terminalia L. (= Anogeissus, Buchenavia, Bucida, Pteleopsis, Terminaliopsis))
- Terminaliopsis Danguy
- Thiloa Eichler
Ity ny lisiry ny vondron-karazana araka ny ITIS (1 Jona 2010):
- Anogeissus (DC.) Guillemin, Perrottet, & A. Rich.
- Buchenavia Eichl.
- Bucida L.
- Combretum Loefl.
- Conocarpus L.
- Laguncularia Gaertn. f.
- Lumnitzera Wild.
- Quisqualis L.
- Terminalia L.
