factograf
MG

Charles Ilaibota

Charles Ilaibota

Sary:Charles III the Fat.jpg, Charles le Gros.PNG

Charles Ilaibota
Ankapobeny
Anarana Charles Ilaibota Teraka 13 Jiona 839 Toerana - Maty 13 Janoary 888 Fiaviana sy ny andraikitra
Asa: Tsy fantatra Fiainana manokana

Charles Ilaibota (frantsay: Charles III le Gros) dia teraka ny 13 Jiona 839 ary maty ny 13 Janoary 888, avy amin'ny fianakaviana Carolingian mendri-kaja dia Mpanjakan'ny Franka Atsinanana nanomboka tamin'ny 876 ka hatramin'ny 887, Mpanjakan'i  Italia tamin'ny 879 ka hatramin'ny 887, Mpanjakan'i  Bavaria tamin'ny taona 882, Mpanjakan'ny Franka Andrefana tamin'ny 885 ka hatramin'ny 888 ary Empira Romana tamin'ny 881 hatramin'ny 888.

Charles no mpitondra Carolingiana farany teraka tamin'ny fanambadiana. Nanomboka tamin'ny 885, dia nampiray farany ny Empira Franka Andrefana sy Atsinanana nandritra ny taona vitsivitsy izy, sahala amin'ny efa nisy teo ambany fitarihan'i Charlemagne dadabeny.


Ny fiainany manokana

I Louis the German no rainy. Ny vadiny dia Richardis. Ny zanany dia Bernard. Ny rahalahiny sy/na ny rahavaviny dia Louis the Younger.

Jereo koa

Rohy ivelany

  • Ao amin'i Freebase: [1]

Read next

In 70 languages

Text from Wikipedia, CC BY-SA 4.0 · Source article