factograf
MG

Boeing 727

Boeing 727

Ny Boeing 727, dia, mandritry ny ela be, ny fiaramanidina nalaza indrindra teto an-tany. Tamin'ny taona 1963 ny 727 no nanidina voalohany indrindra.

Vokatry ny elanelam-panahin'ny United Airlines, American Airlines ary Eastern Airlines ny endriky ny Boeing 727. Tian'ny United Airlines hanana motera efatra izy ho an'ny sidina mizotra any amina garam-piaramanidina ambony toerana. Tian'ny American airlines hanana motera roa izy ho an'ny fandairany. ian'ny Eastern Airlines hanana motera telo ilay fiaramanidina ho an'ny sidina makany amin'ny Karahiba... Tamin'ny farany, nanano fifanekena ireo compagnie telo ireo mba ho triréacteur ilay fiaramanidina, teraka toy izany ny 727.

Jereo koa

  • Boeing 707
  • Boeing 717
  • Boeing 727

Read next

In 67 languages

Text from Wikipedia, CC BY-SA 4.0 · Source article