I Bisayas na Visayas na Kabisayaan na Kabisayan dia iray amin' ny tangoronosy efatra lehibe mamorona an' i Filipina izay hita ao amin' ny tapany afovoan' ity firenena ity, eo anelanelan' i Mindanao sy i Luzon. Ireto avy ny lehibe amin' ny nosy ao aminy: i Bohol, i Cebu, i Leyte, i Masbate, i Negros, i Panay ary i Samar. Be tendrombohitra ireo nosy ireo. Atao hoe Visayos na Bisayos ny mponina ao amin' ireo nosy ireo.
Bisayas

Key facts
velarantany71,503km²
FirenenaFilipina
Toerana fitantananaFilipina
Read next
In 66 languages
mgAfrikaansالعربيةasturianuazərbaycancaBikol CentralbrezhonegcatalàChavacano de ZamboangaCebuanočeštinadanskDeutschΕλληνικάEnglishEsperantoespañoleestieuskaraفارسیsuomifrançaisNordfriiskgalego客家語 / Hak-kâ-ngîעבריתहिन्दीhrvatskimagyarհայերենinterlinguaBahasa IndonesiaIlokanoitaliano日本語ქართული한국어lietuviųlatviešuмакедонскиमराठीBahasa MelayuNederlandsnorsk nynorsknorskKapampanganpolskiportuguêsromânăрусскийSimple Englishslovenščinaсрпски / srpskisvenskaதமிழ்ไทยTagalogtoki ponaTürkçeукраїнськаاردوTiếng ViệtWinaray吴语粵語中文
Text from Wikipedia, CC BY-SA 4.0 · Source article