-
Bangkok
Velarantany NC
Haavo
Isan'ny mponina 6 355 144
Ben'ny tanàna Sukhumbhand Paribatra
Firenena Tailandy
Fanjakana
Faritany Bangkok
Faritra
Tanàna mifanolo-bodirindrina Bangkok
กรุงเทพฯ
Krung Thep
Bangkok (amin'ny fiteny thai กรุงเทพมหานคร ou กรุงเทพฯ Krung Thep hiaino) dia renivohitr'i Tailandy, Sady tanàna no faritany ny tanànan'i Bangkok (Milli).
Ny anarany










10 images
- amin'ny fiteny thai: กรุงเทพ มหานคร อมรรัตนโกสินทร์ มหินทรายุธยา มหาดิลกภพ นพรัตน์ราชธานีบุรีรมย์ อุดมราชนิเวศน์มหาสถาน อมรพิมานอวตารสถิต สักกะทัตติยะวิษณุกรรมประสิทธิ์
- raha ovaina amin'ny soratra latina: Krung Thep mahanakhon bowon rattanakosine mahintara ayuthaya mahadilok popnopparat ratchathani buriromudomratchaniwet mahasathan-amonpiman-avatansathri-sakkathatitya visnukamprasit
Araka ny lazain'ny Guinness World Records io anarana i ono anaran-toerana lava indrindra eo an-tany.
Jereo koa
Rohy Ivelany
- ((th)) Tranonkalan'ny tanànan'ny Bangkok
.jpg?width=1280)