factograf
MG

Anhui

Anhui

Key facts

velarantany139,000km²
FirenenaRepoblika Entim-bahoakan'i Sina
renivohitraHefei
Toerana fitantananaRepoblika Entim-bahoakan'i Sina
Ny faritanin'i Anhui
Ny faritanin'i Anhui

Anhui Firenena  Sina Velarantany 139 400 km2 Isam-ponina 59 500 510 mpo. Hakitroka — Renivohitra Hefei Ben'ny faritany Li Bin


Anhui (anarany sinoa 安徽省 izay dikaina soratra hoe Ānhuī Shěng araka ny dikan-tsoratra pinyin) dia faritany iray ao amin'ny Repoblika Entim-bahoakan'i Sina. Ny renivohiny dia Hefei. Ny isam-poniny dia 59 500 510 mponina. Ny laharam-pehitany ary ny laharanjarahasin'ilay faritany dia 29° 24' hatramin'ny 34° 57' N ary 114° 53' hatramin'ny 119° 39' E.

Read next

In 116 languages

Text from Wikipedia, CC BY-SA 4.0 · Source article